Entry | 1 tapatapaka |
Root | 2 tapaka |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in Malagasy |
4 tsy mitohy [1.13] |
Explanations in French |
5 duplicatif fréquentatif [1.3] 6 discontinu [1.13] |
Examples |
7 fa na ho folo tapatapaka aza raha tsy ialahy no hanjaka?
[2.48]
8 ny feon-dRasolo mangovingovitra, ary tapatapaka ny fiteniny, fa mba feno koa ny fony. [2.324] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words | 15 2 combinations of this word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |