|
|
|
|

Teny iditra1  tapi-java-nirina
Singan-teny  2 tapitra, 3 zavatra, 4 irina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 tsy manan-javatra tadiavina intsony fa efa ao anatin' ny fiadanana [1.1]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02