|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tapitrisa |
| Singan-teny | 2 tapitra, 3 isa |
| Sokajin-teny | 4 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Milaza folo hetsy, na 1.000.000 amin' ny tarehimarika. Marihina fa eo amin' ny tapitrisa, dia manomboka miverina tahaka ny tamin' ny "isa" indray ny fanisana malagasy: oh. 280.000.000 dia tononina hoe Valopolo amby roanjato tapitrisa, fa ny 280.000 kosa: Valo alina sy roa hetsy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a million
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 un million
[3.1] |
| Isam-pirenena |
8 1000000 ~ 1 000 000 ~ 1.000.000 ~ 1,000,000
[3.1] |
| Ohatra |
9 ary roanjato tapitrisa no isan'ny miaramila an-tsoavaly;
[2.996]
10 Roa arivo tapitrisa mahery ny olona rehetra eto ambonin' ny tany. [2.332] |
| Voambolana | 11 Matematika: rafitrisa |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny isa |
| Lahatsoratra | 13 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|