|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tapoapoaka
Fototeny  2 tapoaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4 [duplicatif diminutif fréquentatif] [1.3#684]
Ohatra  5  roatra: tapoapoaka mitambolina mivoaka avy amin'ny rano mikoriana mafy na avy amin'ny rano misy savony na avy amin'ny vary handroina. [2.314#25]
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Teny iditra (2/2)7  tapoapoaka
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 (de poaka : petite explosion). Nom des Lycoperdons ou Vesses de Loup. Champignons [Sakalava] [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12