Entry | 1 taraikiraiky |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao |
Root | 4 taraiky |
Synonyms | 5 taraiky |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |