Entry | 1 taranaka handimby |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 taranaka, mandimby |
Examples |
4 [2.470] Ary Harinaivo kely no voalohan-terany, ho taranaka handimby azy. 5 [2.996] Ny taonanao mihatra amin'ny taranaka fara mandimby. |
Updated on 2025/08/02 |
![]() |