Entry | 1 tarangana |
Part of speech | 2 adjective |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) |
Examples |
5 [2.472] Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. |
Synonyms | 6 tangarana |
Anagrams | 7 anatranga, tangarana, tarangana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |