|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 taranjana |
| Fototeny | 2 ranjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Saikiny entina manenjana ny lamba zairina na tsihy rarina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 doublure consolidant une étoffe, une natte
[1.3] |
| Teny iditra (2/5) | 6 taranjana |
| Fototeny | 7 ranjana |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Ireo antokon-javatra isan-karazany ianarana: Ny marika no taranjam-pianarana tsy hainy indrindra
[1.1] |
| Teny iditra (3/5) | 10 taranjana |
| Fototeny | 11 ranjana |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 descendant
[1.3] |
| Teny iditra (4/5) | 14 taranjana |
| Fototeny | 15 ranjana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Tangozan' ny ravina mampitohy azy amin' ny taho, sampantsampan' ny vody saonjo
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18 le pétiole ou queue des feuilles
[1.3] 19 (de ranjana : ce qui est rangé régulièrement). 20 Nom du pétiole, ou de l'ensemble du rachis et du pétiole dans les feuilles Asteraceae. 21 Nervures principales parfois aussi. [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 22 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Teny iditra (5/5) | 23 taranjana |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25 (vient de taranjana). Panax amplifolius Baker (Araliaceae).
26 Nom et identité relevés par Grandidier. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 27 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|