Entry | 1 tarigetra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra Zavatra na biby na olona kendrena hasiana Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity [1.1] 4 filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina [1.13] |
Explanations in French |
5 idéal [1.13] |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |