|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tatamo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Voninkazo volomparasy, vonin' ny voahirana, izay misandrahaka mahafinaritra eny ambony rano: Tatamo anie aho ka tatamo, tatamo am-parihin-dRasahala: raha tezitra, miara-mihodina; raha faly, miara-mirona (haintenin' ny Ntaolo)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a large blue water lily. Nymphaea stellata, Willd.
[1.2] 5 a water lily [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 nénuphar; cf. voahirana
[1.8] |
| Voambolana | 7 Haizavamaniry: voninkazo |
| Mpanahaka | 8 voalefoka |
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|