|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voalefoka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny vody tatamo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a white water-lily. The root is eaten by the natives. Nymphaea stellata, Willd.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 le lys blanc des étangs et son tubercule qu'on mange. Nymphaea alba.
[1.3#840] 6 (de lefoka ou tefoka : bruit de ce qui explose ou se brise bruyamment). 7 Nom donné au tubercule de Nymphaea stellata Willd. (Nymphaeaceae) parce qu'il croque avec bruit sous la dent. 8 Ce tubercule est comestible, mais passe pour avoir des propriétés sédatives. 9 Sa consommation exagérée provoquerait l'impuissance chez l'homme. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
10 Nokarohina izay rehetra azo nohanina: voalefoka, oviala, voankazo dia.
[2.472]
|
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 12 lefoka |
| Mpanahaka | 13 tatamo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 15 voafolake, voalefoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|