|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 tataro |
| Fototeny | 2 tatatra |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tatarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Ohatra |
4 tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano
[1.1]
|
| Teny iditra (2/3) | 5 tataro |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Tafo be marin-tampona izay atao vonjy maika fotsiny
8 Rako-javatra toy ny elo be, saingy marintampona: 9 Tatarom-pandriana, / Olona efa-dahy no nitondra ny tataro manaloka ny Pretra nitondra ny Sakramenta Masina tamin' ny fivavahana mandeha [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 toit plat et provisoire; baldaquin
[1.3#687] |
| Ohatra |
11 ny atao hoe tataro dia tafo be marin-tampona
[2.313#115]
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 25 tataro |
| Sokajin-teny | 26 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
27 Anaram-borona
[Betsimisaraka, Bezanozano]
[1.1, 1.78] |
| Voambolana | 28 Haibiby: vorona |
| Fivaditsoratra | tataro, 29 toatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|