|
|
|
|

Teny iditra1  tataro be miefidamba
Singan-teny  2 tataro, 3 miefitra, 4 lamba
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ireo maty izay mivalampatra mitovy tantana ao ambany rangolahy saratsarahin' ny lambamenany avy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12