|
|
|
|

Entry (1/2)1  tato
Part of speech  2  adverb, past form [Full list]
Root  3  ato
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony: Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao.
Examples  6  [2.4] Naman' ialahy namaky trano tato.
7  [2.59] Anjara toriteniko tato Ambondrona.
8  [2.472] Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato.

Entry (2/2)9  tatô
Part of speech  10  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] tokoa
Synonyms  12  tatôbe

Anagrams  13  tatô, tato, tota

Updated on 2025/08/10