|
|
|
|

Teny iditra1  tatsy ho atsy
Singan-teny  2 atsy, 3 ho
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  5  tatsy ho atsy, dia matetika nihoatra ny laoniny ny fomba. [2.298]
6  tatsy ho atsy no nitaran' ny fialan-tsiny amin' ny tsy izy : mila ho lava noho ny tena resaka io amin' ny sasany, lasa fampiderana haingon-teny fotsiny. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11