|
|
|
|

Teny iditra1  tavoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Anarana nilazan' ny Ntaolo ny zavatra voamboatra ho boribory lavalava (niavian' ny hoe: tavoahangy, tavoara). [1.1]
Mpanahaka  4  tavoajerijery

Fivaditsoratra  5 atavo, 6 atova, 7 avota, 8 taova, tavoa, 9 vatoa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02