|
|
|
|

Teny iditra1  tazana
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ve irỳ fiaramanidina eny am-paravodilanitra irỳ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 seen or overlooked from a distance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 vu, aperçu à une certaine distance [1.3]
6 qu'on regarde ou surveille de loin [1.8]
Ohatra  7  Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470]
8  Lalamby no tazako teny ho eny, dia moron-dranomasina nandefa tafiotra no nanaitra ny torimasom-pahoriako. [2.471]
9  Nony tazana ny tanànan' Ampangabe, nijanona ilay mpitarika. [2.472]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  25  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17