|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tazanina |
| Fototeny | 2 tazana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Jerena lavidavitra: Tazano irý vorona irý fa mihevingevina toa hianjera
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be seen or overlooked from a distance
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on regarde ou surveille de loin
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 11 akeky tazanina |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | tazanina, 13 zanatany, zana-tany, 14 zantiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|