|
|
|
|

Entry1  tebiteby
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Relative verbs :
5  Names :
Explanations in Malagasy  6  [1.1] Ahiahy, tahotra, fihavatravatra fa toa hisy hihatra na hanjo ny tena.
Explanations in English  7  [1.7] apprehension, fear and trembling
Explanations in French  8  [1.8] appréhension, inquiétude; trouble
Examples  9  [2.470] Velon-tebiteby fatrafatra Rasoa tamin' ny fomba fitenin' ny dokotera hoe:
10  [2.471] Hoy aho feno tebiteby.
11  [2.472] Tamin' izany fotoana izany, ny fahitana vahiny miakatra dia zava-dratsy, tebiteby, tahotra ho an' ny iray tanĂ na.
Vocabulary  12  Emotions

Anagrams  13  betibety, tebiteby

Updated on 2025/07/29