Entry | teha-dolo | |
Elementary words | tehaka ; lolo | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany [1.1] | |
Explanations in French | Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache [2.415] | |
Vocabulary | Health ~ Religions, Beliefs | |
Updated on 2023/12/26 |