|
|
|
|

Entry1  telo
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo
Explanations in English  4  [1.2] three [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro]
5  [1.7] three
Explanations in French  6  [1.3, 1.5, 1.8] trois
International  7  [3.1] 3
III
Examples  8  [2.131] Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?
9  [2.293] Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy
Vocabulary  10  Mathematics: arithmetic
Derivatives 
11  Names :
12  Adjectives :
Compound words 
Phytonyms 
Anthroponyms 
Toponyms 
Titles  26  Ampamoaka aotra telo (Randriamamonjy Esther)
27  Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel)
28  Ny marina momba ireo vagao telon'i Moramanga (Dama Robert)
Proverbs  29  Proverbs containing the word telo
Tables and plates  30  The Numbers
31  Addition
32  Multiplication
Article  33  Andriamihaja: Fanisana vaovao
34  Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa)

Updated on 2025/05/07