Entry | 1 tenaina |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (akanjo) Anaovana na entina andavanandro fa tsy mba avalona: Nahoana no tenainao iny akanjonao sarobidy iny? |
Explanations in English |
4 [1.7] to be worn daily |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on porte habituellement |
Root | 6 tena |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tenaina |
Anagrams | 12 antenai, entanay, etanina, ientana, itenana, tenaina, tenanay |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |