|
|
|
|

Entry (1/2)1  tenda
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Adjectives :
All compound words  4  28 words containing tenda
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Faritra amin' ny tenan' ny olombelona sy ny biby mampitohy ny vatana amin' ny loha ary idinan' ny sakafo avy eo am-bava: Misambotra ganagana amin' ny tendony: Marary tenda izy
Explanations in English  6  [1.7] the throat
Explanations in French  7  [1.8] la gorge
Vocabulary  8  Biology
Proverbs  9  Proverbs containing the word tenda

Entry (2/2)10  tenda
Part of speech  11  adjective
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Sarotra an-kanina: Ity koa dia efa tenda izaitsizy. Jereo tendana

Anagrams  13  dante, ndate, tenda

Updated on 2025/08/10