|
|
|
|

Entry1  tendrena
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tendry
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Kasihina amin' ny loharantsana: Notendreko ny sorony dia niherika izy
(zavamaneno fitendry) Kasihina mba hamoaka feo: Notendreny ilay gitara ka nangina daholo ny tao an-trano
Tondroin' ny lehibe na ny fanjakana hanao zavatra na hiasa amin' ny toerana iray: Tamin' ny 1972 izy no notendrena ho any Toamasina
Asiana mari-tsindrimpeo: Tokony hotendrena ny "a" faharoa amin' ny teny hoe "lalàna"
Ihinanana kely
Proverbs  9  Proverbs containing the word tendrena

Anagrams  10  andrente, tandrene, tendrena

Updated on 2025/01/21