|
|
|
|

Entry1  tendrombohitra
Elementary words  2  tendro, 3  vohitra
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5  havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina [1.1]
Explanations in English  6  a mountain; the summit [1.7]
Explanations in French  7  montagne [1.8, 1.13]
8  colline; sommet de montagne [1.8]
Examples  9  Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka. [2.895#]
10  Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#]
Vocabulary  11  Geography: (in general)
Proverbs  12  Proverbs containing that word
Article  13  Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly
Illustrations 

Updated on 2025/10/11