|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tenehina |
| Fototeny | 2 tanika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka
5 Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be boiled, to be cooked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on fait bouillir, cuire
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12 tanehina |
| Fivaditsoratra | 13 tehenina, tenehina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|