|
|
|
|

Entry1  tenim-piontanana
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  teny, fiontanana
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (Ny sokajin-teny miisa 11 amin' ny teny malagasy)
5  [1.13] ny antsoina amin'izany dia ireo teny milaza fihetseham-po eo amin'ny resaka na soratra. Maro karazana izy ireo:ao ny milaza fahatairana miharo hetezerana: adray...; fataraina miharo hagagana: endrey...; alahelo: indrisy; fandatsana: akaito...; fahitana zavatra mahafatifaty: ntrô...
Ao aorian'ny tenim-piontanana, dia asiana tsoraka (!) mandrakariva, izay averina indray ery amin'ny faran'ny fehezanteny: indrisy! be fahavalo ny tsara!
Explanations in French  6  [1.5] interjection
Vocabulary  7  Linguistics
Tables and plates  8  All the interjections

Updated on 2025/07/29