|
|
|
|

Entry1  tenin' adala
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  teny, adala
Explanations in Malagasy  4  [1.1] teny na resaka miverimberina sy ventesina tsy misy antony
Synonyms  5  tenin' antitra

Updated on 2024/12/10