|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tentenana |
| Fototeny | 2 tentina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany
5 Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete 6 Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao 7 Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be smeared with something; to be caulked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14 tsy misy madilana hotentenana |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|