|
|
|
|

Entry1  teny azon' adala
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny teny averimberin' ny olona tsy ampiampy saina na dia amin' ny toe-javatra tsy mifanandrify aminy aza
Explanations in French  4  [1.5] paroles tant de fois redites qu'elles sont retenues même par un insensé
Elementary words  5  teny, azo, adala

Updated on 2024/12/07