Entry | 1 testamenta |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Teny enti-milaza ny fizaran' ny Baiboly: ny testamenta taloha dia ny fizarana mitan-tara ny talohan' i Kristy ary ny testamenta vaovao, ny taty aorianany [1.1] |
Examples |
4 Koa ny hevitry ny teny hoe «testamenta » ao amin' ny Baiboly dia « Fanekena ».
[1.38]
|
Vocabulary | 5 Holy Scriptures |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |