Entry | 1 tetanosy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 aretina mahafaty avy amin'ny basiliosin'i Nikolae izay miditra avy amin'ny ratra tsy voakarakara ara-pahasalamana [1.13] 4 Jereo "Tetanosy (mihidy valanorano)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 182] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf] |
Explanations in French |
5 tétanos [1.13] |
Examples |
6 Eo amin'ny zaza vao teraka, ny fahadiovana dia zava-dehibe mba hisorohana ny tetanosy.
[2.424#]
|
All compound words | 7 2 combinations of this word |
Vocabulary | 8 Health |
Analogs | 9 fanenitra, tomboka |
Illustrations |
|
Updated on 2025/10/08 |
![]() |