|
|
|
|

Entry1  tetehina
Part of speech  2  passive verb
Root  3  tetika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Didiana madinika: Teteho ny hena fa maika harotsaka
Eritreretina mialoha ary alaina ara-keviny izay mety ho fandehany: Notetehin' ny jeneraly tsara ny ady notarihiny ka resy ny fahavalo
Dinihina an-tsipiriany: Teteho tsara ny vola miditra sy mivoaka rehefa manao zavatra
Proverbs  9  Proverbs containing the word tetehina

Anagrams  10  hateteny, itetehan, niteteha, tetehina

Updated on 2025/01/21