Entry | 1 tetezina |
Root | 2 tety |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Lalovana andehanana eo amboniny: Hazo manify kely iny no noteteziny nefa tsy nianjera izy. / Efa noteteziko iny faritany atsimo rehetra iny Jerena tsirairay, aleha tsirairay: Noteteziny daholo ny havany talohan' ny nandehanany [1.1] |
Morphology |
|
All compound words | 9 havan-tetezina |
Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |