|
|
|
|

Entry1  tetibola
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  tetika, vola
All compound words 
Explanations in French  7  [1.13] budget
Examples  8  [1.384#] Sehatry ny tetibola voafehy ao anatin' ny fitantanana ny volam-panjakana.
9  [4.27#] Tsapa anefa fa nanomboka tamin' ny Repoblika fahatelo, dia voafetra ho andro vitsivitsy ny ady hevitra momba ny tetibola.
Vocabulary  10  Economy: finances, management

Updated on 2025/08/10