|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 tevika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Aretina avy amin' ny mikraoby manokana mpamely ny havokavoka: tampoka ny fiaviany, mangatsiaka mafy ny tena ary tsaroana misy maharary mafy ao amin' ny tratra toy ny misy manevitevika; sarotra ny fiainana; misy kohaka fohy ary ny rehoka mivolona harafesina
[1.1] 4 amonia [2.472] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 pneumonie
[1.54] |
| Ohatra |
6 Nisy voan' ny tevika ny mpiray toby tamin-dry Feno indray andro;
[2.472]
|
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 8 amonia, pnemonia |
| Teny iditra (2/4) | 9 tevika |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fanaintainana ohatra ny misy manindrona
12 Aretina avy amin' ny bibikelinaretina izay andrenesana fanindrontsindronana ao anaty tratra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 a spasm
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 douleur poignante, comme celle d'un point de côté
[1.3] 15 point de côté [1.54] |
| Voambolana | 16 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 17 tevi-doha |
| Teny iditra (3/4) | 18 tevika |
| Sokajin-teny | 19 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
20 Loaka amin' ny ravin-tsofina asiana kavina
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 a bore in the lobe of the ear
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 trou pratiqué à l'oreille pour y suspendre les pendants d'oreille
[1.3] |
| Kamban-teny rehetra | 23 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/4) | 24 tevika |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26 Ny loadoaka amin' ny zaitra, na ny fanjaitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
27 point de couture
[1.3] |
| Voambolana | 28 Toe-karena: zaitra |
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|