|
|
|
|

Entry1  tilikambo
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ilany avo milangalanga amin' ny trano sasantsasany, izay maziina boribory na efa-joro ny bikany, ka atao ho fitiliana avy any ambony: Ny tibikambo dia atao tranon-dakolosy amin' ny fiangonana
Explanations in English  5  [1.7] a tower
Explanations in French  6  [1.8] tour, tour de garde
Examples  7  [2.470] Somary an-kavoana ny fiangonana, hany ka na dia lavitra aza dia tazana mitsilotsilo amin' ny lanitra ny tilikambony ary ren' ny manodidina toy ny miteny mihitsy ny lakolosiny.

Updated on 2025/08/10