|
|
|
|

Teny iditra1  tinabataba
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voatabataba, tabatabaina, helingelenina amin' ny kotaba, horakoraka:
5 Notinabatabany ny raibeny niasa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3#638]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voatabataba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17