|
|
|
|

Teny iditra1  voatabataba
Fototeny  2 tabataba
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qu’on a troublé, importuné en faisant du bruit, qu'on a mis en désordre [1.3#638]
Ohatra  5  ary noho ny nataony dia voavonjy sy tsy voatabataba foana ny totaliben'ny vahoaka tamin'iny tapany atsinio ambany andrefan' Ankaratra iny. [2.588#]
Tovy hevitra  6 tinabataba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12