|
|
|
|

Teny iditra1  tinaiza
Fototeny  2 taiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tezaina, karakaraina, velomina: Zaza notinaizako ireny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qui est en nourrice, qu’on a allaité, nourri, élevé, soigné [1.3#649]
Ohatra  6  Raha zaza tinaiza no re mitomany, Ny reniny anefa tsy mahalala mody; [1.319#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voataiza
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02