Entry | 1 tinapaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 tapaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] voatapaka, tapahina: Notinapaka tamin' ny fivoriana farany fa hanao sahoby ny fikambanana |
Explanations in French |
8 [1.3#682] coupé, décidé |
Examples |
9 [2.445#73] tinapaka ny hazo sy ny bozaka. 10 [2.245#73] Raha harena ka hanao fidorobok' ambora: raha tokana no tinapaka, rato no efa maniry. |
Synonyms | 11 voatapaka |
Anagrams | 12 nitapaka, tinapaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |