|
|
|
|

Teny iditra1  voatapaka
Fototeny  2 tapaka
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 coupé, décidé [1.3#682]
Ohatra  5  Mbola tanora, tsy voatapaka akory izy, dia maina, alohan' ny zava-maitso eny an-tsaha. [2.996#22.008.012]
Tovy hevitra  6 tinapaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12