|
|
|
|

Teny iditra1  toazana
Fototeny  2 oty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tapahina hiala amin' ny taho: Toazy ireo voankazo ireo fa efa masaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on sève, qu'on cueille: Toazo ireo voankazo ireo (Cueillez ces fruits) [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10 otazana, otoazana

Fivaditsoratra  11 atazona, 12 otazana, toazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12