Entry | 1 toetany |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 toetra, tany |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.13] teny ilazana ny toetry ny andro maharitra ao amin'ny faritra iray ka lazaina amin'izany ny mari-pana, ny rotsakorana, sns... fisehoan'ny endrika sy firafitry ny tany |
Explanations in French |
6 [1.13] climat structure du sol |
Examples |
7 [2.442#] Mahasalama an'i dera ny toetany any. 8 [2.606#] Raha ny toetany no jerena, ny tananan'i Saririaka dia miorina ao anatin' ny lemaka manamorona ny ranomasina Lakan-dranon'i Mozambika |
Vocabulary |
9 Geography: (in general) |
Other spellings | 10 toetrynytany |
Illustrations |
|
Anagrams | 12 toetany, totenay |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |