|
|
|
|

Teny iditra1  toetra azo ampifanoloina
Singan-teny  2 toetra, 3 azo, 4 ampifanoloina
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 toetran-javatra azo ampifamadihin-toerana noho izy mitovy refy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7 interchangeabilité [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12