|
|
|
|

Teny iditra1  toham-baliha
Singan-teny  2 tohana, 3 valiha
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ireo vakim-boatavo na poti-kazo na volotsangana kely manohana ny tadim-baliha, ny kapilam-boatavo ipetrahan' ny tahom-baliha [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02