|
|
|
|

Teny iditra1  tokantandroka
Singan-teny  2 tokana, 3 tandroka
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Biby lehibe mahatratra 4 metatra ny lavany ary 2 metatra ny haavony, mivelona amin' ny tany be heniheny, fantatra amin' ny anarana vahiny hoe "rhinocéros" [1.1]
Voambolana  6  Haibiby: mampinono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12