|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 tokan-taolana |
| Singan-teny | 2 tokana, 3 taolana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 taolana iray ihany fa tsy mba roa ny hatotanany; enti-milaza hatanjahana sy hery
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 6 tokan-taolana |
| Singan-teny | 7 tokana, 8 taolana |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Nom des fruits à noyaux ; par opposition aux fruits à pépins ; voir taolana
[1.196] |
| Voambolana | 11 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|