|
|
|
|

Entry1  tokantranomaso
Elementary words  2  tokana, 3  trano, 4  maso
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  Firaisa-monin' ny lehilahy sy vehivavy izay tsy mpivady ara-dalàna: Manao tokantranomaso [1.1]
Examples  7  Raha maka zanak' olona ho tokantranomaso, kanefa tsy mampakatra azy ho vady, dia sazina. [1.123#]
Article  8  Randzavola: tokantranomaso ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/10/11