|
|
|
|

Teny iditra1  tokantranon-dahy
Singan-teny  2 tokana, 3 trano, 4 lahy
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 ilazana ny tokantrano tsy misy vehivavy, na tsy ao ny vehivavy, ka tsy mimpirina araka ny tokony ho izy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11